Teny iditra |
anivon' ny riaka
|
Singan-teny | anivo ; riaka |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The whole island of Madagascar [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Au milieu des torrents ou de la mer Madagascar [1.3]
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Anivon' ny Riaka
|
Singan-teny | anivon' ny riaka |
Sokajin-teny | anarana (gazety)
|
Mpanoratra | |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|